User:Sisi la famille

From mediawiki.org

NY MAHA OLOMBELONA

zava - dehibe sy rehareha amin' ny fiainana ny maha olombelona , tsy misi misafidy ho tahaka ny biby izany na dia maditra sy misy loha ihany aza indraidray fa tena manan-danja tanteraka indrindra eo amin' ny lafiny kolon-tsaina izany antsoana hoe "OLOMBELONA "